Fifaninanana Tsidika- Sokajy Toeram-pizahan-tany- Kaominina Anosy Avaratra
Ny sangan’asan-dRaparivoMpanao hosodoko anisany nalaza indrindra teto Madagasikara i Rolland Raparivo. Ny fanaovana hosodoko tanàna no tena nahafantarana azy. Nonina tao Anosy Avaratra ny tenany.
