Dépêches

Volavolan-dàlana mifehy ny tetibolam-panjakana 2022

14 Desambra, 11h30. Lany tsy nasiam-panovana tao amin’ny Antenimieram-pirenena omaly 13 desambra 2021 teo ny Volavolan-dàlana mifehy ny Tetibolam-panjakana 2022. Nandalo asam-baomiera izany ary noentina avy hatrany nolaniana tao amin’ny fivoriam-be. Marihina fa nasiam-panovana tao amin’ny Antenimeran-doholona izy talohan’izany.

Laisser un commentaire