Dépêches

Vohitr’Ambohimanga : Fankalazaina ny faha 20 taona nidirany tao amin’ny harem-bakoka

14 Desambra, 11h00. Nankalazaina nanomboka ny 13 desambra hatramin’ny 14 desambra ny fankalazana ny faha 20 taonan’ny nanoratana ny vohitr’Ambohimanga ho ao anatin’ny lisitry ny harem-bakoka iraisan’izao tontolo izao. Hetsika maro no nnetina nankalazaina izany teny Ambohimanga toy ny fampisehoana ataon’ny mpanakanto sy ny arendrina ary ny kilalao malagasy.

Laisser un commentaire