Europe : Hiova endrika ny vola taratasy euros
Efa tamin’ny 20 taona lasa no tsy niova endrika ny vola tao Europe. Nanambara kosa ny « Banque Centrale Européenne » (BCE)
Read More
Efa tamin’ny 20 taona lasa no tsy niova endrika ny vola tao Europe. Nanambara kosa ny « Banque Centrale Européenne » (BCE)
Read MoreMba hanoherana ny andiany fahadimy amin’ny valan’aretina covid-19 dia nanambara ny praiministra Jean Castex fa hikatona manomboka ny zoma izao
Read More08 Desambra, 09h30. Nilanja sora-baventy, nandorana kodiarana, nanakanan-dàlana amin’ny alalan’ny vato ireo mpianatra teny amin’ny Cité Ambatomaro ny 7 desambra
Read More08 Desambra, 09h15. Tambazotra iray mpanondrana olona mankany amin’ny firenena arabo misy lehilahy 03 sy vehivavy 04 no ravan’ny Polisy
Read More08 Desambra, 09h00. Lany nasiam-panitsiana tao amin’ny Antenimeran-doholona ny talata 07 desambra teo ny volavolan-dàlana mifehy ny Tetibolam-panjakana 2022. Vola
Read MoreEfa tena misy tsy menatra intsony ao Ambohitrarahaba fa sahy manary diky eny ankalamanjana. Simba ny tontolo iainana fa miparitaka
Read MoreMitaraina manoloana ny fibahanan-dalana ataon’ny fiara vaventy mpitatitra entana ao amin’ny orinasa iray any Sabotsy Namehana ny vahoaka. Miantso ny
Read MoreMitohy ny asa fanamboaran-dalana ato amin’ny Kaominina Masindray Avaradrano. Eto amin’ny Fokontany Antsaharoaloha sy Antanamalaza ireo mpanamboatra lalana ankehitriny. « Efa
Read MoreTaitra sy gaga avokoa ny mponina teny Ambohimangakely sy manodidina raha naheno feon-dakolosy amin’ny andro misasak’alina ny 5 desambra lasa
Read MoreNanampy ny kaominina Alasora ny Kaoperativa Mirindra tamin’ny fanamboarana ny lalan’ny mpandeha tongotra teny amin’ny tetezana Ambohimanandraisoa. Nasiana rindrina ihany
Read More