SocialTatitra

France : Mpianatry ny lisea 15 taona namono tena tany an-tsekoly

Tao amin’ny lisea Gambetta-Carnot no niseho ny tranga ny 2 desambra teo tamin’ny efatra ora hariva. Tovovay iray 15 taona no nitsambikina avy teny amin’ny rihana faha enin’ny sekoly raha ny fanazavana. Tonga nanvotra zy moa ireo mpamonjy voina saingy tsy tana intsony ny ainy.Nasaina nody avokoa moa ireo mpianatra tao an-toerana tamin’io fotoana io ary nanokatra fanadihadiana ireo manam-pahefana fa namela taratasy ity tovovavy ity talohan’ny namonoany tena. “Efa nomaniny izany matoa izy nahavita namelaa taratasy” hoy kosa ny tale akademikan’i Pas-de-Calais, Joël Sürig.

Laisser un commentaire