ActualitésTatitra

Suisse : Nifankahita i Joe Biden sy i Vladmir Poutine

Nihaona tamin’i Vladmir Poutine i Joe Biden omaly alarobia 16 jona nandritra ny fihaonambe tany Génève. Nolazain’i Joe Biden nandritra izany fa tsy mitady fifaninana amin’i Russie akory izy ireo fa hijery raha mbola manohy ireo asa ataony i Russie. Ity filoham-pirenena faha-46 ity dia te hampahafantatra an’i Vladmir Poutine ny fetra tsy azo hihoarana ary efa nambarany nandritra ny fihaoambe ny OTAN tan Bruxelles aza izany. Ity fihaonam-be tany Génève ity isan’ny tombony ho an’ny filohan’i Etats-Unis sy i Russie mba hijery ny tsaratsara kokoa manoloana ny politika iraisam-pirenena.

Laisser un commentaire