SocialTatitra

Pays-Bas : Ny mampalaza an’i Amsterdam

I Amsterdam no renivohitr’i Pays-Bas ary any ny ankamaroan’ireo andrim-panjakana aza dia saika any La Haye. Kaominina iray no mandrafitra azy izay manana mponina maherin’ny 850 000 eo ho eo, ary antsoina hoe Amstellodamoi,s izay isan’ny kaominina be mponina indrindra any Pays-Bas. Nosintomina avy amin’ny teny Amstelredamme io anarana kaominina io, izay manamarika ny tena niavian’ny firenena tamin’ny fefilohan’i Amstel. Tanànan’i mpanarato izy io taloha tamin’ny taonjato faha19. Ankehitriny, isan’ny foiben’ny toe-karenan’i Pays-Bas i Amsterdam, ary foiben’ny vola koa araka izany. Isan’ny tena mahasarika ny mpizaha tany ao amin’ny firenena ihany koa ity tanàna ity satria ao no misy ireo mozea maro sy azava-kanto isan-karazany.

Laisser un commentaire