Pôle Stage Madagascar : Miara-miasa ny Ministera sy ny Oniversite tsy miankina amin’ny fiofanana arak’asa
Iaraha-mahalala fa maro ireo tanora no sahirana eo amin’ny sehatry ny fitadiavana asa ankehitriny,eny fa na eo amin’ny resaka fianara
Read More
Iaraha-mahalala fa maro ireo tanora no sahirana eo amin’ny sehatry ny fitadiavana asa ankehitriny,eny fa na eo amin’ny resaka fianara
Read MoreTsy ho tafiditra amin’ireo kaominina mbola mangery ankalamanjana intsony ny Kaominina Ampasimadinika Manambalo. « 95% hatramin’ny 98% amin’ny mponina eto amin’ny
Read MoreAnkoatra an’i Zimbabwe, Nigeria ary Burkina Faso dia isan’ireo sokajiana ho ianjadian’ny tsy fanjarian-tsakafo ihany koa ny any Atsimon’i Madagasikara.
Read MoreMaro ireo hetsika voatery nofoanana tamin’iny taona 2020 iny nohon’ny fiparitahan’ny valan’aretina covid19. Anisan’ny voakasik’izany ny Fieramada na koa « Foire
Read MoreMaro ny trano may sy tsy manan-kialofana noho ny hain-trano niseho tao Mananjary tolakandron’ny 3 aogositra lasa teo tao amin’ny
Read More06 Aogositra, 10h20. Nitsidika ny faritra Betsiboka indray ny Minisitry ny filaminam-bahoaka ny Contrôleur Général de Police Randrianarison Fanomezantsoa ary
Read More06 Aogositra, 09h09. Nidina tany amin’ny fokontany Tsimijaly kaominina ambanivohitra Betaramahamay distrika Mampikony ny zandary ny 02 aogositra lasa teo
Read MoreNiharan’ny kotro-baratra mahery vaika i Bangladesh ny alarobia teo. Araka ny tatitra nataon’ireo manam-pahefana tao an-toerana dia olona 16 no
Read MoreNivoaka ny fitsarana Anosy omaly alarobia 04 aogositra tamin’ny enina hariva ireo ampahany amin’ireo olona voarohirohy tamin’ny raharaha fifofoana ny
Read MoreMisaona ny tontolo ny kanto malagasy. Nodimandry anio 5 Aogositra 2021 i Charle-Bert Andrianarivo, mpitendry aponga maro anaka ao amin’ny
Read More