Dépêches

Nitsidika an’i Maevatanana ny minisitry ny filaminam-bahoaka

06 Aogositra, 10h20. Nitsidika ny faritra Betsiboka indray ny Minisitry ny filaminam-bahoaka ny Contrôleur Général de Police Randrianarison Fanomezantsoa ary nijanona tao Maevatanana taorian’ny fidinana ifotony nataon’ny tale jeneralin’ny Polisim-pirenena tany amin’ny faritr’i Melaky sy Menabe. Tonga nitsena azy ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny tao an-tanàna ary nisy ny dinika natao tao amin’ny hotely iray any an-toerana mahakasika ny fametrahana ny fandriam-pahalemana maharitra amin’iny faritra iny.

Laisser un commentaire