Covid-19: Nahazo vaksiny 336 000 indray i Madagasikara
Mitohy hatrany ny fandraisan’i Madagaiskara ireo fatram-vaksiny avy any ivelany. Vaksiny Johnson&Johnson miaro amin’ny coronavirus no nomen’I Etats-Unis. « Novidianay ireto
Read More
Mitohy hatrany ny fandraisan’i Madagaiskara ireo fatram-vaksiny avy any ivelany. Vaksiny Johnson&Johnson miaro amin’ny coronavirus no nomen’I Etats-Unis. « Novidianay ireto
Read More11 Febroary, 08h00. Mbola mitohy ny ady amin’ny Covid-19. Tapaka nandritra ny filan-kevitry ny minisitra omaly 10 febroary teny amin’ny
Read MoreTsy mitsahatra manentana hatrany ny mponin ao aminy hanao vaksiny ny kaominina Alasora. Manentana fotsiny ihany anefa izy ireo fa
Read MoreMihamafy ny fepetra hiadiana amin’ny valan’aretina covid-19 ao New York. Nandidy ny tsy maintsy hanaovan’ireo mpiasa rehetra amin’ny sehatra tsy
Read MoreLehilahy iray 50 taona tao Biella ao avaratr’Italie no tonga tao amin’ny toeram-panaovam-baksiny iray tao an-toerana niaraka tamina tànana tsy
Read MoreNandray fepetra maro i Autriche mba hiadiana amin’ny valan’aretina covid-19. Nampihatra ny fihiboana izy ireo ny 22 novambra teo ary
Read More26 Novambra, 10h10. Vaksiny ASTRAZENECA, JANSSEN, SINOPHARM ary PFIZER no tapaka taorian’ny fakan-kevitra tamin’ny « Académie Nationale de Médecine de Madagascar
Read More22 Novambra, 10h06. Efa herinandro maromaro izao no tsy ahitana vaksinin-jaza BCG sy Polio atete am-bava eny amin’ireo toeram-pitsaboana miankina
Read More04 Novambra, 08h30. Manomboka ny alakamisy 04 novambra 2021 dia afaka misitraka ny fanaovam-baksiny SINOPHARM eny amin’ny Vaccinodrome CHUJRA sy
Read More29 Oktobra, 12h00. Nigadona tao amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny alakamisy 28 oktobra maraina ny vaksiny « Sinopharm » miisa 468 000
Read More