Voaray ho mpiasa raikitra ireo mpiasa « ECD » ao amin’ny ministera.
Notolorana tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy teo ny laharana maha mpiasa raikitra ireo mpiasa manana ECD (« Emploi de Courte Durée »)
Read More
Notolorana tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy teo ny laharana maha mpiasa raikitra ireo mpiasa manana ECD (« Emploi de Courte Durée »)
Read MoreNanolotra vaksiny maherin’ny 500 000 sy oxygène ho an’i Tunisie i France ny 22 jolay lasa teo. Nilaza ny sekreteram-panjakana
Read MoreEfa manodidina ny 55% eo ho eo ny olon-dehibe vita vaksiny tanteraka any Europe hoy ny « Commission Européenne » ny 22
Read MoreNilaza ireo fepetra vaovao mba hitantana tsara tafika Frantsay ny Minisitry ny atitany, Gérald Darmanin, ny alakamisy 22 jolay lasa
Read MoreNanambara sazy ho an’ny minisitry ny fiarovan’i Cuba i Washington ny alakamisy teo, roapolo andro taorian’ny hetsi-panoherana tany Cuba. Nampitandrina
Read MoreToerana maromaro ao amin’ny tanànan’i Xinxiang no mbola voadidin’ny rano be nateraky ny andro ratsy niseho tao amin’ny faritanin’i Henan
Read MoreNanapa-kevitra ny governemanta tarihin’i Mario Draghi ny alakamisy teo fa hametraka ny « passe sanitaire » eo amin’ny fidiran’ny tranon’ny trano fisotroana,
Read More26 jolay, 08h05. Mitohy ny hamehana arapaha-salamana mandritra ny 15 andro, tsy mbola miova ny fepetra. Misokatra hatrany ny CTC
Read MoreAnkoatra ireo zaridaina efa vita toy ny Anosy, dia vita soa aman-tsara ihany koa ny zaridaina eny Ampefiloha izay natao
Read MoreNahazo fitaovana vaovao, izay ahitana « table opératoire, scope de surveillance, tococardiographie, bistouri électrique, couveuse, table métallique, onduleur », ny « Centre Hospitalier
Read More