Dépêches

Tsy miova ny fepetra mandritra ny 15 andro manaraka

26 jolay, 08h05. Mitohy ny hamehana arapaha-salamana mandritra ny 15 andro, tsy mbola miova ny fepetra. Misokatra hatrany ny CTC 19 village Voara. Mbola voarara ny famoriam-bahoaka mihoatra ny 400 eto amin’ny Distrika Antananarivo renivohitra, Antananarivo Atsimondrano,Antananarivo Avaradrano, Ambohidratrimo,Antsirabe 1 ary Fianaratsoa. Tsy azo atao ny mitondra razana voamarina fa matiny Covid 19 na mivoaka ny miditra ny faritra rehetra, tanterahina ny androniny ihany fandevenana ary tsy mihoatra ny 10 ny mpandevina. Mitony ny  »couvre-feu » ary tsy misokatra hatrany ny sidina fitaterana olona avy any ivelany afatsy ho an’ireo sokajin’olona izay voafaritry ny filan-kevitry ny Minisitra.

Laisser un commentaire