Tsena maintso: 100% ny fati-antoka ho an’ireo niharam-boina
May tanteraka ny trano hazo teny amin’ny rano maimbo sy ny tao amin’ny tsena maintso ny zoma hifoha ny sabotsy
Read More
May tanteraka ny trano hazo teny amin’ny rano maimbo sy ny tao amin’ny tsena maintso ny zoma hifoha ny sabotsy
Read MoreManao valan-dresaka mandritra ny iray volana ny Institut ISS. Maro ireo loha-hevitra hifampizarana mandritra izany valan-dresaka izany. « Fanavaozana fitantanana tetik’asa
Read MoreFiara fitaterana olona sy entana iray avy any Antananarivo ho any Tsiroanomandidy no voasakan’ny zandary misahana ny fifamoivoizana. Nahitana entana
Read MoreLehilahy iray no novonoin’ny jiolahy tamin’ny fomba feno habibiana tao amin’ny fokontany Andita Antsahamaroloha, kaominina Masindray, ny faran’ny herinandro teo.
Read More24 oktobra; Latsaky ny 8.600 ariary ny vola raisin’ny 75% ny Malagasy rah any tarehimarika navoakan’ny banky iraisam-pirenena. Io sandam-bola
Read More24 oktobra; Mety hiaran’ny haintany mahery vaika ny Faritra maro eto Madagasikara manomboka ny volana Desambra 2023 ka hatramin’ny Febroary
Read More24 oktobra; Notanterahina ny sabotsy teo ny famerenana ny hasin’ny rano any Foulpointe. Ireo rano hita fa voaota fady tany
Read More24 oktobra ; Nidoboka am-ponja, nandoa onitra 100 tapitrisa ariary ny vadin’ny anabavin’i Voavy Paulin. Rehefa nanokafan’i Voavy Paulin grossiste izy
Read MoreMikarakara velan-kevitra mandritra ny iray volana ny Institut ISS dia. Ao amin’ny ivon-toeram-pamianarana Institut ISS no toerana hanatanterahana izany hetsika
Read MoreMpamaky trano iray no saron’ny avy polisim-pirenena avy ao amin’ny kaomisarian’Alasora, ny faran’ny herinandro teo. Araka ny voalaza, roa lahy
Read More