Ankadinandriana : Miverina indray ny tsy fandriam-pahalemana
Nitrangana fanafihan-jiolahy indray tany amin’ny kaominina Ankadinandrina, Fokontany Morarano Ambohimarina. Lasibatry ny fanafihana nataon’ny jiolahy miisa 9 be izao tao
Read More
Nitrangana fanafihan-jiolahy indray tany amin’ny kaominina Ankadinandrina, Fokontany Morarano Ambohimarina. Lasibatry ny fanafihana nataon’ny jiolahy miisa 9 be izao tao
Read More23 Novambra, 09h00. Nihaona i Roselyne BACHELOT, Minisitry ny Kolontsaina frantsay sy i Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO, Minisitry ny Serasera sy
Read More23 Novambra, 08h30. Nitrangàna doro tanety teo amin’ny 5km an’Andasibe. Andrin-jiron’ny JIRAMA miisa telo izay samy mitondra herinaratra mavesatra no
Read More23 Novambra, 08h00. Azon’ny Zandary tany Vakinakaratra ireo omby very avy any amin’ny Faritra Amoron’i Mania. Vokatry ny fiaraha-miasa eo
Read MoreNandresy nandritra ny lalao hihaonan’ireo kaominina rehetra ao Avaradrano nanoloana ny Kaominina Masindray tamin’ny isa 4 noho ny 2 ny
Read MoreNiainga indray ny « caravane » vaovao hizara sakafo 40 taonina ho an’ny vahoaka tratran’ny kere any Atsimon’ny nosy ny 19 novambra
Read MoreNahitana firehetana fanindroany tao anatin’ny roa herinandro ny fasan-drazana tany Ambodiampana Lokoho any Sambava 19 novambra lasa teo. Niezaka naomono
Read MoreEfa mandeha ankehitriny ny fisoratana anarana hianarana ao amin’ny lalam-piofanana toe-karena, fitantanana ary ny haifiarahamonina eny amin’ny Oniversite Ankatso. Mitaraina
Read MoreEfa manomboka fetsy ny olon-dratsy amin’izao, ary vao maika mampahazo vahana azy ny fivoaran’ny tamba-jotran-tserasera amin’izao, izay isehoan’ny fisolokiana isan-karazany.
Read MoreMitaraina ny vahoaka ao amin’ny Fokontany Ambohitrinimanga, Ambodisiarivo, Ambohibary Namehana, satria tany efa nohajarian’ny vahoaka nandritra ny 70 taona no
Read More