Talata Ampano: Fotodrafitrasam-pampandrosoana maro no hatsangana
Notohizana ny asa fanamboarana ny tetezana Andrianantara Talata Ampano. Efa 75% no vita teo aloha fa tsy maintsy nahato noho
Read More
Notohizana ny asa fanamboarana ny tetezana Andrianantara Talata Ampano. Efa 75% no vita teo aloha fa tsy maintsy nahato noho
Read MoreNisitraka tsena mora indray ny mponina tao amin’ny Fokontany Ambohitrarahaba Ankadikely Ilafy. Nizotra tsara tamin’ny an-tsakany sy an-davany ny fitisinjarana
Read MoreTojo tsy fahasalamana ankehitriny i Anja Andriantiana. Isan’ireo mpilatro sy mpampilatro manana ny lazany eto Madagasikara izy. Efa vita ny
Read MoreNampatsiahy ny avy ao amin’ny sampan’asa tsy miankina misahana ny fifidianana (CENI) ny amin’ny fikatonan’ny fisoratana anarana ao amin’ny lisi-pifidianana.
Read MoreIsan’ny nahatonga ny fahasimban’ny tetezan’i Manakara-Be ny fandalovan’ny rivo-doza Batsirai. Efa vonona ao avokoa ankehitriny ireo fitaovana hanarenana ity tetezan’i
Read MoreTsy natao ho an’ny olona rehetra ny fisakafoana any amin’ny toerana avo lenta. Misy vidin-tsakafo amin’ny toeram-pisakafoana samihafa no efa
Read MoreNilaza ny ministry ny fiarovam-pirenena ao Russie fa nandefa sambo mpiady enina tao amin’ny Mer Noire ny talata teo. Tamin’ny
Read MoreMpilalao sy mpamokatra sarimehitsika i Michael Bacary Jordan. Teraka ny 9 febroary 1987 tao Santa Ana tao Californie izy. Ny
Read MoreNohelohina am-ponja 100 taona ao amin’ny fonjan’i Indiana i Nickalas Kedrowitz, 17 taona, ny herinandro lasa teo. Namono nanempotra ny
Read MoreAnisan’ny olana iray mandripaka sy mampihena ny vokatry ny fambolena ny firongatry ny valala. Efa manao ny ezaka hiarovana ireo
Read More