Miandrivazo : Ampitomboina haingana ny voka-bary
Velaran-tany mirefy 7Ha ao amin’ny lemaka Morarano, Kaominina Andranomainty Miandrivazo no hanaovana vala tahaka ho fampiroboroboana ny fambolem-bary manaraka teknika.
Read More
Velaran-tany mirefy 7Ha ao amin’ny lemaka Morarano, Kaominina Andranomainty Miandrivazo no hanaovana vala tahaka ho fampiroboroboana ny fambolem-bary manaraka teknika.
Read MoreMitohy hatrany ny fanadiovana ireo lakan-drano tsentsina manamorona ny lalam-pirenena fahatelo ataon’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Teny amin’ny faritra Andafiavaratra indray
Read MoreMitohy hatrany ny ady amin’ny kolikoly sy ny fanatsarana ny fomba fiasa ao amin’ny Ministeran’ny fitsarana. Ho apetraka amin’ity taona
Read MoreAmidin’ny olona 30 000 ariary ny jaboady na (fossa fossana) any Sambava. Tao amin’ny tanàna iray antsoina hoe Ampanantsovana, izay andalovan’ny
Read MoreNahazo fitaovana maro samihafa ny vondrona Vonjy voina. Ny Talen’ny fiaraha-miasa amin’ny fiarovana sy fandriam-pahalemana no nanolotra izany. Ny Minisiteran’ny
Read MoreNahazo CSBII namaly ny filan’ny vahoaka i Ambohimandroso Amparafaravola. Tsy voatery mandeha lavitra intsony ireo mponina eny amin’ny manodidian rehefa hamonjy
Read MoreTontosa androany tao Antsahavola ny famindram-pitantanana teo amin’ny Minisitry ny Tontolo sy ny fandrosoana lovainjafy teo aloha. Nisaotra sy nankasitraka
Read More18 Martsa, 11h00. Niroso tamin’ny fanesorana ireo « kiosque » tsy ara-dalana nipetraka teo amin’ny Espace vert akaikin’ny fonja ireo tompon’andraikitra avy
Read More18 Martsa, 10h00. Misy fanamboarana ny tetezana Ambodirano PK421+090 eo anelanelan’i Fianarantsoa sy Ambalavao. Ho tapaka ny fifamoivoizan amn’io toerana
Read More18 Martsa, 08h00. Nitrangana haintrano omaly tolakandro tao Andakabe, Morondava, faritra Menabe. Fianakaviana telo trano izay misy olona 20 no
Read More