Ambohimanambola : Mpamily roa, mpiasan’ny orinasa Jirama, no arahin’ny fitsarana maso
Mpamily roa, mpiasan’ny orinasa, Jirama izay mpitatitra solika, no arahin’ny fitsarana maso amin’izao fotoana izao noho ny halatra gazoaly 64 000
Read More
Mpamily roa, mpiasan’ny orinasa, Jirama izay mpitatitra solika, no arahin’ny fitsarana maso amin’izao fotoana izao noho ny halatra gazoaly 64 000
Read MoreTafapetraka ny vato fototra voalohany entina manorina ny Tsara Tsena, izay tsena kaominaly ao Anosy Avaratra. Hanampy betsaka ireo mponina
Read MoreNotokanana tamin’ny alarobia ny lycée Rahombana ao Anosy Avaratra. Nisy ihany koa ny fanomezana mari-pankasitrahana ho an’ireo mpampianatra naharitra tao
Read MoreTafapetraka soa aman-tsara ny « panneau de delimitation » tao amin’ny Kaominina Anosy Avaratra afak’omaly. Teo amin’ny faritra fidirana amin’ny kaominina no
Read MoreDe manière périodique, réunissez chacun des binômes pour faire le point sur l’avancement. Voyez où ils en sont, leurs points
Read MoreEt le point-clé numéro 7, c’est que vous devez ne pas avoir peur de vous adapter, c’est-à-dire que vous avez
Read MoreHisy ny varavarana misokatra ho an’ny olona manana olana amin’ny fananan-tany ao amin’ny sampandraharaha misahana izany eny Alasora. Ny zoma
Read MoreHanomboka ny 4 jolay izao ary haharitra efatra volana ny tetiandro hanatanterahana ny fitsarana miaramila amin’ity taona ity. Hisantatra izany
Read MoreTsara ny voka-panadinana CEPE tamin’ity taom-pianarana 2021-2022 ity ho an’ireo Zap miisa telo tao amin’ny kaominina Ankadikely-Ilafy. 76,69% ny taham-pahafahana
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika fanazavana ny tanàna amin’ny alalan’ny jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro apetraka isam-pokontany. Jiro miisa 5 indray
Read More