Fomba : Misy fomba fihidiny avokoa ny fasana rehetra
Velona iray trano, maty iray fasana. Hafa ihany izany manana hiafarana izany. Rehefa hanorina fasana dia ny toerany hasiana azy no jerena
Read More
Velona iray trano, maty iray fasana. Hafa ihany izany manana hiafarana izany. Rehefa hanorina fasana dia ny toerany hasiana azy no jerena
Read MoreHisy ny fitaterana ireo mpanala fanadinana bacc ao amin’ny kaominina Manandriana Avaradrano. Hanomboka ny 18 hatramin’ny 22 jolay izany, izay
Read MoreNy alin’ny 21 jona 1857 tamin’ny 2 ora maraina, andro Fetin’ny Fandroana no nolazaina hanatanterahina ity fikasana hanonganana an’i Ranavalona
Read MoreHisy ny fizarana ny taratasin’ketran-trano tamin’ny taona 2020 ao amin’ny kaominina Alasora. Ny avy ao amin’ny « Quartier mobile » no hanatanteraka
Read MoreNotolorana « Cértificat de Participation » ireto mpiofana ho mpanazatra baolina kitra miisa 14 tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Misalotra ny anarana
Read MoreOlona 35 000 eto Antananarivo sy ny manodidina no hisitraka asa mandritra ny roa volana ao anatin’ny tetik’asa fanadiovana lakandrano
Read MoreHisy ny seho an-tsehatra sy antsan-tonolokalo ho ataon’ny faribolana Sandratra Anjeva ny 23 Jolay 2022 ao amin’ny CGM Analakely. Ho
Read MoreMpiadina miisa 9 132 no voasoratra anarana hiatrika ny fanadinana BEPC teto amin’ny Distrika Avaaradrano, izay miparitaka ao anatin’ny toeram-panadinana
Read MoreNotolorana fitaovana ho entina miatrika ny fanadinam-panjakana Bakalorea ireo mpianatra ao amin’ny L.M.A.I (Lycée Moderne Ankadikely-Ilafy). Marihina fa hanomboka ny
Read MoreMila fiarovana ny faritra maro sy karazan-javamananaina eto amintsika. Tsara raha hanokanana teti-bola mihitsy izany ho fanarenana ny tontolo iainana
Read More