Ankadikely Ilafy : Nohavaozina ny biraon’ny fokontany ao Mandrosoa-Ilafy
Tahaka ireo biraon’ny fokontany rehetra ao anatin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, ao anatin’ny fanavaozana sy ny fanatsarana ihany koa amin’izao fotoana
Read More
Tahaka ireo biraon’ny fokontany rehetra ao anatin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, ao anatin’ny fanavaozana sy ny fanatsarana ihany koa amin’izao fotoana
Read MoreTao amin’ny fokontany Ankadikely no nanombohan’ireo ekipa avy ao amin’ny fiadidina ny kaominina Ankadikely Ilafy sy ireo solotena avy amin’ny
Read MoreEfa hatramin’ny taona maro no nisy fampandraisana anjara ireo ankizy, zanaky ny kaominina ao Ambohimanga rova, tamin’ny hetsika zava-kanto ara-kolontsaina,
Read MoreAo anatin’ny vanim-potoan’ny mai-tany no tena miseho ary mirongatra ny doro tanety sy ny doro ala. Faritra maro eto Madagasikara,
Read MoreEfa misokatra amin’izao fotoana izao ny fisoratana anarana ho an’ireo klioba te handray anjara amin’ny “Open challenge 2022” izay atao
Read MoreVelirano faha 11 izay tanterahin’ny avy ao amin’ny Sekreteram-panjakana mahakasika ny tanàna vaovao sy ny toeram-ponenana (SENVH) ireto hatao ao
Read MoreNirehitra, nisy nandoro ny tanety tao amin’ny fokontany Antentona, kaominina Ambohimalaza, ny talata lasa teo. Ny fiaraha-miasa sy ny firaisan-kina
Read MoreAnisan’ny asa soa tsy misy tambiny ny fanomezan-drà araka ilay teny filamatra izay efa re matetika hoe manome rà, manome
Read MoreHisy ny hetsika fanomezana kara-tany faobe, izay karakarain’ny kaominina Anjeva sy ny sampan-draharahan’ny fananan-tany. Rahampitso zoma faha 21 ny volana
Read MoreManatanteraka ny fivoriana ara-potoana faharoa ny Antenimieram-pirenena ho amin’ity taona 2022 ity. Haharitra 60 andro izany ao amin’ny trano maitso
Read More