Ankadikely Ilafy : Naneho ny fiaraha-miory tamin’ireo tra-boina ny kaominina
Naneho ny fiombonam-po tanteraka tamin’ireo mpiray tanindrzana tra-boina sy tra-pahavoazana teto amin’ny firenena ny avy ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy.
Read More
Naneho ny fiombonam-po tanteraka tamin’ireo mpiray tanindrzana tra-boina sy tra-pahavoazana teto amin’ny firenena ny avy ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy.
Read More31 Janoary, 12h00. Ankoatra ny vatsy tsinjo dia homena vola 40 tapitrisa ihany koa ireo traboina. Hisitraka izany avokoa ireo
Read MoreTonga nitondra ny anjara birikiny ny Fikambanan’ny Vadin’ny Zandary (Fivaza) teny amin’ireo tra-boina nampiantranoin’i Mompera Pedro sy ny kaominina Ambohimangakely.
Read MoreMiakatra ny isan’ireo tra-boina noho ny andro ratsy eto aminstika, indrindra ny eto an-drenivohitra. Misy ireo fikambanana sy olon-tsotra ary
Read MoreTra-boina maherin’ny 380 no karakarain’ny kaominina Ankadikely Ilafy mandritra izao fahavoazana nateraky ny andro ratsy izao. Ao amin’ny EPP Antanandrano
Read More26 Janoary, 10h00. Tafiakatra 3819 ny isan’ireo traboina avy amin’ny Boriborin-tany faha-IV efa nahazo toerana ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina
Read MoreNijery ifotony sy nankahery ireo tra-boina teny Manakambahiny sy Mahamasina, Andrefana Ambohijanahary, Ampefiloha, Ambodirano ary Tanjombato ny avy ao amin’ny
Read MoreAraky ny antontanisa vonjy maika navoakan’nyr BNGRC tao aorian’ny rivodoza dia olona 24 no fantatra fa namoy ny ainy. 23
Read More21 Janoary, 08h00. Tonga nijery ifotony ny zava-misy teny amin’ireo faritra dibo-drano ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina omaly 20 janoary 2021.
Read MoreNanolotra fanampiana ho an’ireo olona an-jatony may trano tany Soanierana Ivongo ny Ministera sy ny BNGRC ary ireo mpitondra any
Read More