Japon : Nosimbaina ilay fusée « Epsilon-6 »
Nikasa handefa ny fusée « Epsilon-6 » ny sampan-draharahan’habakabak’i Japon, Jaxa ny alarobia teo. Nianga tao amin’ny foibe spasialy tao Uchinoura io fusée
Read More
Nikasa handefa ny fusée « Epsilon-6 » ny sampan-draharahan’habakabak’i Japon, Jaxa ny alarobia teo. Nianga tao amin’ny foibe spasialy tao Uchinoura io fusée
Read MoreMpanoratra mainty hoditra anisany sangany i Albert Chinualumogu Achebe antsoina hoe Chinua Achebe. Teraka ny 16 novambra 1930 tao Ogidi,
Read MoreAkoho mainty ranoray hatramin’ny taolana sy nofo ny Cemani. Iray amin’ireo karazana akoho efatra ao Indonésie « kedu » atao hoe « ayam
Read MoreMponina ao amin’ny Afrique centrale ny « Bubi ». Ny nosy Bioko ao Guinée équatoriale no tena nipoiran’izy ireo ary monina ao
Read MoreKarazana hazandrano ao amin’ny fianakavian’ny « anguilliformes » ny « murènes » na « murénidés » omena ny anarana siantifika hoe Muraenidae. Misy karazany 200 mizara
Read MoreAnkoatran’ny maha mpihira azy dia mpandraharaha ihany koa i Dadju. Manana toeram-pisakafoana « Fast-food » atao hoe « French In » izy ao France.
Read MoreRenivohitr’i Angola i Luanda izay natsoina hoe São Paulo da Assunção de Loanda fahiny. Any avaratra andrefan’ny firenena, ao amin’ny
Read MoreNy mpanjaka Charles III no mpanjakan’i Royaume-Uni taorian’ny nahafatesan’ny mpanjakavavy Elisabeth II. Nanao fanambarana ny « monarchie britannique » fa ny 6
Read MoreTsy mbola nambara tamin’ny fomba ofisialy ny fihaonan’ny Pape François ny filohan’i France Emmanuel Macron saingy efa natsipin’ny olom-panjakana sy
Read MoreIsan’ireo anjerimanontolo mendrika indrindra aty Afrique ny Université du Cap. Oniveristem-panjakana ao Afrique du Sud izy io izay ao amin’ny Cap,
Read More