La Réunion : Ampitomboina ny isan’ny « Car jaune »
Fitanteram-bahoaka ao La réunion ny « Car jaune ». Tambajotra « autocars interurbain » mavitrika ao amin’ny nosy izy io izay miasa amina zotra
Read More
Fitanteram-bahoaka ao La réunion ny « Car jaune ». Tambajotra « autocars interurbain » mavitrika ao amin’ny nosy izy io izay miasa amina zotra
Read MoreNy andro maneran-tany ho an’ny fitsaboana ny diabeta dia hetsika fanentanana fototra ho an’ny « diabète Mellitus », ankalazaina isakin’ny 14 novambra.
Read MoreRaha ny fanambarana nataon’ny ambasadin’i Russie dia tsy handray anjara amin’ny fihaonamben’ny G20 ao Bali, Indonésie izay hotontosaina ny 15
Read MoreNanao fanambarana ny manam-pahefan’i Iran fa niditra tamin’ny fanamboarana « missile balistique hypersonique » izy ireo. Voalohany tao an-toerana izany ary dingana
Read MoreZazalahy 15 taona sy pretra 51 taona avy ao Bretagne no nifanakalo hafatra tamin’ny rindram-baiko fifankahafantarana Grindr natokana ho an’ireo
Read MoreNandalo tao York, ao avaratr’i Angleterre ny mpanjaka Charles III sy ny vadiny Camilla ny herinandro lasa teo. Voatoratoraka atody
Read MoreTovovavy kely 11 taona avy ao La Réunion no tompondaka eoropeanin’ny Kata. Ny Kata dia haiady avy ao Japon. Solontena
Read MoreNisehoana fahamaizana trano tao Bursa, tanàna lehibe any avaratra andrefan’i Turquie ny 9 novambra teo. Olona 11 no maty tamin’izany,
Read MoreTeboka iray hifantohan’ireo tompon’andraikitra mandritra fifanakalozan-kevitra amin’ny CITHA 2023 (Conférence sur l’Investissement Touristique et Hôtelier en Afrique), ny fampandrosoana ny
Read MoreAn-jatony ireo tompon’andraiki-panjakana nivory tao Charm el-Cheikh, Égypte nandritra ny COP27. Nilaza ny filohan’i Seychelles, Wavel Ramkalawan nandritra izany fa
Read More