ActualitésTatitra

La Réunion : Tompondaka eoropeanin’ny Kata i Emma Dieudonné

Tovovavy kely 11 taona avy ao La Réunion no tompondaka eoropeanin’ny Kata. Ny Kata dia haiady avy ao Japon.

Solontena 9 avy tao La Réunion no niatrika ny andiany faha-35 ny Championnat de Kyokushin Karaté nokarakarain’ny KWF (Kyokushin World Federation) tao Lisbonne ny 47 sy ny 5 novambra teo. Nivoaka tompondaka tamin’izany i Emma Dieudonné izay tompondaka lefitr’i Europe an’ady (vice-championne d’Europe en combat).

Namiratra nandritra ny fifaninana ihany koa Aurelien Cherimont izay tompondaka lefitr’i Europe sokajy U20.

Laisser un commentaire