La Réunion : Misy ny sehatra nomerika manampy ny ray aman-dreny mitady mpiambina ny zanany
Ho fanamorana ny lafiny ara-pitantanana ho an’ireo ray aman-dreny mitady mpiambina ny zanany dia namolavola « un portail numérique » atao hoe
Read More
Ho fanamorana ny lafiny ara-pitantanana ho an’ireo ray aman-dreny mitady mpiambina ny zanany dia namolavola « un portail numérique » atao hoe
Read MoreAhafahan’ireo tanora mahaleotena ara-bola mandritra vanim-potoan’ny fety ny fiasàna mandritra ny fotoam-pialàn-tsaratra hoy i Jahmaël Amélia. Marihana mantsy fa an-toerana
Read MoreNamiratra ny solotenan’i Comores ny talata teo tao amin’ny lisitrin’ny fahazoana medalin’ny lalao Cjsoi. Nahazo ny medaliny volamena tao amin’ny
Read MoreNotontosaina ny alatsinainy teo tao amin’ny kianjan’i Cavani ny hetsika « du stade à l’emploi » nokarakarain’ny Pôle emploi Mayotte,
Read MoreOniversite virtoaly ankatoavin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena ny Midocean. An-jotra ihany ny fampianarana rantovina ao amin’izy io izay hanomboka afaka roa volana.
Read MoreHandray ny ankizikeliny voalohany manomboka ny 20 desambra izao ny toerana filalaovana vaovao misy « jeux d’eau » ao amin’ny kianja Paddock,
Read MoreLehilahy aavy ao Saint-Gilles-lez-Termonde, Belgique, mpidoroka zava-mahadomelina i Ismael Y. 33 taona. Nifamaly matetika tamin’ny vadiny noho io antony io
Read MoreTovovavy 13 sy 14 taona no nisy nitsatoka antsy tamin’ny 7 ora maraina tao Illerkirchberg, atsimon’i Ulm. Teny an-dalana ho
Read MoreNiakatra 6,2% ny vidim-piainana tao France tao anatin’ny heritaona monja raha ny antontan’isa navoakan’ny Insee. Tafiakatra 9,9% izany taha izany
Read More« Youtubeur » frantsay fahatelo be mpanaraka indrindra i Norman Thavaud, 35 taona izay manana mpanaraka manodidina ny 12 miliara ao amin’ny
Read More