Ambohimanga : Ny tantaran’Ambatondradama
Vohitra iray eny avaratr’Ambohimanga i Ambatondradama. Manamarika azy ny fisian’ireo doany izany fangataham-pitahiana sy famerenan-kasina na fangatahana vavaka. Miisa 7
Read More
Vohitra iray eny avaratr’Ambohimanga i Ambatondradama. Manamarika azy ny fisian’ireo doany izany fangataham-pitahiana sy famerenan-kasina na fangatahana vavaka. Miisa 7
Read MoreMety ho vitsy mpahafantatra fa manana ny tantarany sy ny maha izy azy izany kaominina Ambohimalaza Miray izany. Tanana iray
Read MoreKaominina iray miorina ao amin’ny distrikan’Antananarivo-Avaradrano i Sabotsy Namehana, ary tanàna iray anisany manana ny lazany. Atao hoe kaominina ambanivohitra
Read MoreTeto Ambatorangotina no nampanjakana an’Andrianampoinimerina. Araka ny tantara, nanafatra Andriambelomasina fa Andrianjafy zanany lahimatoa no handimby azy amin’ny fanjakana, ary Andrianampoinimerina
Read MoreKarazana lalao natao tamin’ny tany ny « billard » tany am-piandohana. Ara-tantara dia ny mpanjaka Louis XI no nanan-kevitra ny hanamboatra latabatra
Read MoreMahafainaritra sy mahaliana ny ankizy sy ny tanora hatrany ny mahalala ny tantaran’ny Madagasikara. Nanamarika izany ny fahamaroan’ireo ankizy sy
Read MoreAnisan’ny iray amin’ireo tendrombohitra masina 12, mandrafitra ny eto Imerina, Ambohidrabiby, ary iray amin’ireo kaominina 16 mandrafitra ny distrika’avadrano. Somary
Read MoreAny amin’ny 21 km avaratra atsinanan’ny renivohitra Antananarivo no misy ny Rovan’Ambohimanga. Miorona eo ambony tendrombohitra izy, izay manamarika ny
Read MoreIray amin’ireo kaominina mandrafitra ny distrikan’Avaradrano ny kaominina Anosy Avatra. Anisan’ireo kaominina manana ny mampiavaka azy, indrindra eo amin’ny ara-tantara
Read MoreBetsaka no mbola tsy mahafantatra fa nanambady ary niteraka iray Razafindrahety na Ranavalona lll nialohan’ny naha-mpanjaka azy. Tsy nambara tamin’ny
Read More