Manandriana : Kaominina miavaka, manana ny lazany ara-tantara
Kaominina iray mandrafitra ny Distrika Antananarivo Avaradrano, i Manandrina. Ny taona 2003 izy no lasa kaominina malaheleon-tena rehefa nisintaka tamin’ny
Read More
Kaominina iray mandrafitra ny Distrika Antananarivo Avaradrano, i Manandrina. Ny taona 2003 izy no lasa kaominina malaheleon-tena rehefa nisintaka tamin’ny
Read MoreMisy ny tantara hoe niova voay daholo ny iray tanana, na zaza, na tanora, na olon-dehibe na ireo efa antitra.
Read MoreNy zanadrano dia olombelona ihany fa ny fombafomba ara-panahy vitany no mampiavaka azy, miainga avy amin’io avokoa ny filomanosana ao
Read MoreAny amin’ny 21 km avaratra atsinanan’ny renivohitra Antananarivo no misy ny Rovan’Ambohimanga. Miorona eo ambony tendrombohitra izy, izay manamarika ny
Read MoreFizarana faharoa: ANALAMAHAZO (1540-1630) Analamahazo dia toerana iray eo ambany andrefan’ Ambohibato, ahitana tsangambato roa ka ny voalohany, vato lehibe,
Read MoreNy manodidina an’ Ambohibato, no ahitana an’Ambohimanambola, nisy ny Zanapitolahy, zanak’ I Ravololondralambo sy Andrianolazaina, Andriana voalohany Teo, niteraka 07
Read MoreTafapetrak’i Inde eny amin’ny volana ny « fusée » Chandrayaan-3 ny alarobia teo. Mipetraka ho andro manan-tantara ho an’ny firenena izany ary
Read MoreTalohan’ny nanjakan’Andrianampoinimerina dia »fihaonana » no anaran’ny tsena, famarinana babo sy fivarotana basy sy vanja. Nony nanorina ny tsena Andrianampoinimerina dia
Read MoreToerana anisan’ny manan-tantara kanefa vitsy mpahalala ny mahakasika an’Amboantany, Antanamalaza ary Ankibon’Imerina. Toerana manana ny mampiavaka azy na eo amin’ny
Read MoreTanàna fahiny mbola voatahiry amin’ny endriny Ambohimanga. Anisan’ny tafiditra amin’ny tendrombohitra 12 masina izy ary ahitàna ny Rova manan-tantara indrindra
Read More