Sabotsy Namehana: Nisy ny fametrahana fehezam-bonikazo teo amin’ny tsangam-baton’ny mahery fo
Daty iray manatantara eo amin’ny malagasy ny datin’ny 29 Martsa. Io tokoa no fotoana hahatsiarovana ireo mahery fo nitolona sy
Read More
Daty iray manatantara eo amin’ny malagasy ny datin’ny 29 Martsa. Io tokoa no fotoana hahatsiarovana ireo mahery fo nitolona sy
Read MoreNotanterahana tamin’ny alahady lasa teo ny lalao famaranana teo amin’ny taranja baolina kitra, nifanandrinan’ny fokontany Tsarafara sy ny fokontany Soaniedanana,
Read MoreNandritra ny andro fankalazana ny 08 martsa, tao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, dia nisy ihany koa ny fanolorana mari-pankasitrahana ho
Read MoreNandeha teny ifotony, nanantona ny vahoaka ary nanolotra varavarana misokatra nitondrana fanazavana mahakasika ny hetra, ny avy amin’ny Ivon- ketra
Read MoreHisy ny varavarana misokatra hiresahana manokana ny mahakasika ny ivon-ketra eto Avadrano, ny zoma 10 Martsa izao, eny amin’ny biraon’ny
Read MoreAmin’ny alahady ho avy izao no hanatanterahana ny lalao famaranana amin’ny taranja baolina kitra, sokajy senior, ao amin’ny kianja Herisetra,
Read MoreAnisan’ny efa ela nametraka fitarainana tamin’ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny ireo mponina ao amin’ny fokontany Tsarafara, kaominina Sabotsy Namehana manoloana ny faharatsian’ny
Read MoreMpanentana ara-pahasalamana miisa 34 no notoloran’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana fanamiana sy karatra famantarana (badge) tamin’ny alatsinaina
Read MoreTonga tamin’ny fiandohan’ny herinandro ity ireo fitaovana entina hikojana ny tetik’asa lalan-kely III, izay sahanin’ny Association Tontolo Madio ao amin’ny
Read MoreTamin’ny alahady teo no nanatontosana ny lanonana fandraisana an’I Tantely, mpilalaon’I Barea an’I Madagasikara, no sady kapiteny ihany koa, nandray
Read More