France : Fisamborana maromaro tao aorian’ny fanafihana polisy iray tao Loire
Lehilahy 8 no nosamborina ny marainan’ny alarobia 26 may, tao aorian’ny fisiana fanafihana polisy iray ny alin’ny 13 may hifoha
Read More
Lehilahy 8 no nosamborina ny marainan’ny alarobia 26 may, tao aorian’ny fisiana fanafihana polisy iray ny alin’ny 13 may hifoha
Read MoreMangataka vola mitentina 100 000 dolara amin’i Guy Ouellette ireo polisy roa izay voalaza fa nanao ny famotorana sy fanadihadiana
Read MoreNanapa-kevitra ny hanakatona ny fandihadihadiana mikasika ny fahafatesan’i Andrew Brown ny fitsarana amerikana. Lehilahy mainty hoditra iray, 42 taona, maty
Read MoreMiantso ny olom-pirenena hivory ny sendikan’ny polisy eo anolohan’ny antenimieram-pirenena mba hitaky ny fanenjanana kokoa amin’ireo mpampihatra lalàna manao herisetra.
Read MoreAman’arivony ireo nilatsaka an-dalam-be tany Brésil ny alakamisy 13 may teo nanoloana ny fanavakavahana atao amin’ny olona safiotra sy mainty
Read MoreNandratra polisy iray ity ramatoa tsy salama saina ity talohan’ny polisy hafa azy ny 10 may lasa teo tany Bordeaux.
Read MoreNitifitra tanora mainty hoditra iray 20 taona mpamily moto ilay polisy vavy ny Alarobia 14 aprily lasa tany Minnesota Minneapolis,
Read More13 Aprily, 09h30. Voasambotry ny polisy ny marainan’ny talata 13 aprily teo ny mpanendaka iray, izay avay nanao ny asa
Read MoreMpitandro filaminana iray 39 Taona no niampanga inspektera iray tamin’ny fanambarana natao tao amin’ny paositry ny polisy Rose-Hill ny Sabotsy
Read More« Ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra » hoy ny Ntaolo malagasy. Tsy atao sakana amin’ny asan’ny mpitandro filaminana
Read More