SocialTatitra

Etats-Unis : Nahatifitra tsy nahy ilay tanora mainty hoditra ilay polisy vavy tany Minneapolis

Nitifitra tanora mainty hoditra iray 20 taona mpamily moto ilay polisy vavy ny Alarobia 14 aprily lasa tany Minnesota Minneapolis, Avaratr’i Etats-Unis. Nandritra ny fitohanan’ny fifamoivoizana no niseho ny tifitra. Navoaka voniimaika ny fonja i Kim Potter ny Alarobia tolak’andro izay nahatifitra tsy nahy ity tanora ity noho ny fahandoavana honitra 100 000 Dolara. Fa niakatra fitsarana kosa izy ny Alakmisy 15 Avrily ary mety hahazo sazy 10 taona an-tranomaizina. Nitarika hatramin’ny fahafatesan’ity tovolahy ity izany.

Laisser un commentaire