Maurice : Hisy ny dinika momba ny fanajariana ny tany ao amin’ny nosy Salomon sy Peros Banhos
Na dia vao manomboka aza ny « mission d’évaluation » ao amin’ny vondronosy Chagos dia efa mikasa ny hanomboka ny dinika momba
Read More
Na dia vao manomboka aza ny « mission d’évaluation » ao amin’ny vondronosy Chagos dia efa mikasa ny hanomboka ny dinika momba
Read MoreTaorian’i Nigeria, Ghana ao Afrika atsimo dia hitodika amin’ny faritra andrefan’ny kaontinanta indray ny vola nomerika. Mbola vitsy izany aty
Read MoreNaverin’ny MSCL (Mauritius Shipping Corporation Ltd) ny zotra an-dranomasina mampitohy ny nosy Maurice sy Rodrigues amin’ny alalan’ny MV Trochetia. Ny
Read MoreEfa miomana amin’ny fandraisana mpiala sasatra maro ny seranam-piaramanidin’i La Réunion Roland Garros eo anelanelan’ny volana jolay sy aogositra. Raha
Read MoreNitsidika an’i Maldives ny filohan’ny nosy Seychelles, Ramkalawan. Nitsiriritra fatratra ny « hydravions » ny nosy izy nandritra izany raha ny fanazavana.
Read MoreTsy ampy ny fanafody amidy amin’ireo toeram-pivarotana izany ao amin’ny nosy Maurice. Na ireo fanafody tsotsotra toy ny « doliprane » aza
Read MoreNanao fanambarana ny fitondram-panjakana tao Seychelles fa mbola tanan’izy ireo ny fanampahan-kevitra mandrara ny teratany vahiny mividy trano na tany
Read MoreMihatsara ny sehatry ny fizahan-tany ao amin’ny nosy Maurice. Nandritry ny volana may teo dia mpitsidika 97 136 isa no tonga
Read MoreEfa manakaiky hatrany ny volana aogositra, hanatontosana ny lalaon’ny nosy aty Madagasikara. Efa miomana tanteraka amin’izany i Seychelles izay nanambara
Read MoreTafiditra ao anaty ny vanim-potoan’ny ririnina tanteraka ny nosy La Réunion raha ny fanazavana. Omaly 31 may teo dia rakotra
Read More