ActualitésTatitra

Maurice : Isan’ireo firenena efa mety hampidirana ny vola nomerika ny nosy

Taorian’i Nigeria, Ghana ao Afrika atsimo dia hitodika amin’ny faritra andrefan’ny kaontinanta indray ny vola nomerika. Mbola vitsy izany aty Afrika saingy raha ny fanadihadiana nataon’ny Atlantic Council dia isany firenena vonona hampidirana ny vola nomerika ao amin’io faritr’i Afrika io i Maroc, Algérie ary ny nosy Maurice.

Raha ny fanazavana dia banky foibe amin’ny firenena 130 manerana izaa tontolo izao no efa mikasa ny hiroana amin’ny fampiasana ny vola nomerika. banky foibe amin’ny firenena 11 kosa no efa namoaka ny nomerikan’ny volam-pireneny, isan’izany i Caraïbes sy Nigeria. Isany nanomboka kanefa ny nahatody hatramin’ny farany izany tetik’asa izany kosa i Sénégal sy Kenya.

Laisser un commentaire