Dépêches

Dépêche du 15h00 06 Juillet- Raharaha CNaPS : Nahazo fahafahana vonjimaika i Tsaboto Joslina , Tale jeneraly mpisolo toerana

 Taorian’ny fisamborana ity Tale jeneraly mpisolo toerana eo anivon’ny CNaPS ity ny 29 Jobna lasa teo dia nohenoina teny amin’ny PAC ny tenany ary naiditra am-ponja vonjimaika teny Antanimora. Nahazo fahafahana vonjimaika ny tenany ankehitriny ary miandry ny fitsarana  azy.

Laisser un commentaire