Maurice : Hamatsy vary ny nosy i Inde
Higadona ao Port-Louis mandritra ny herinandro voalohan’ny volana septmbra izao ny famatsiam-bary voalohany alefan’i New Delhi ho an’ny nosy Maurice.
Read More
Higadona ao Port-Louis mandritra ny herinandro voalohan’ny volana septmbra izao ny famatsiam-bary voalohany alefan’i New Delhi ho an’ny nosy Maurice.
Read MoreTafiakatra 750 645 ny mpitsidika ny nosy Maurice teo anelanelan’ny volana janoary sy tapaky ny volana aogositra. Nisarika mpizahatany 53
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny hetsika Network des Champions de SigneNatir andiany faha-4, izay fifanarahana ara-tsosialy sy tontolo iainana ao amin’ny
Read MoreZava-dehibe ny fampiasana ny teknolojia ao Maurice manoloana ny fitomboan’ny trangan’ny homamiadana hoy ny dokotera Teenushka Issarsing. Efa misy ny
Read MoreTonga nanolotra ny « lettres de créance » tamin’ny filoha Pradeep Roopun ny kaomisera ambony ny repoblikan’i Chypre monina ao Afrique du
Read MoreNy Dr Drishtysingh Ramdenee no voatendry ho sekretera jeneraly vaovaon’ny antenimieran’ny varotra sy indostria ao amin’ny nosy Maurice. Efa natolotra
Read MoreHotontosaina ny 25 hatramin’ny 27 aogositra izao ao amin’ny SVICC (Centre de conférence Swami-Vivekananda) ny andiany faha-9 ny foara « Prêt-à-Partir ».
Read MoreHisy ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’ny National Committee on Corporate Governance (NCCG) sy ny Data Protection Office (DPO). Ho tanterahina
Read MoreFirenena fahadimy manana karama farany ambany (salaire minimum) ambony indrindra aty Afrique ny nosy Maurice. Marihana nefa fa maro ny
Read MoreIsany laharam-pahamehana ho an’ny fanjakana ao amin’ny nosy Maurice ny famahana ny olan’ny famatsian-drano. Notokanan’ny praiminisitra, Pravind Jugnauth ny herinandro
Read More