Maurice : Notokanana ireo tahirin-drano roa vaovao
Isany laharam-pahamehana ho an’ny fanjakana ao amin’ny nosy Maurice ny famahana ny olan’ny famatsian-drano. Notokanan’ny praiminisitra, Pravind Jugnauth ny herinandro lasa teo ireo ny tahirin-drano vaovao New Cluny Service Reservoir sy ny Riche-en-Eau.
Nandritra ny fanadraisam-pitenanay dia nilaza lehiben’ny governemanta fa tsy ho tapaka intsony ny famatsian-drano ao amin’ireo faritra nametrahana ny fitahirizana ireo. Nanamafy ny tenany fa efa manao ezaka lehibe amin’ny famahana ny olan’ny famatsian-drano ny fitondrana ary vola an-tapitrisany no ampiasaina amin’izany hoy izy.
Hisy ihany koa nafavaozana ny « tuyaux » efa antitra hoy i Pravind Jugnauth. Vinavinaina ho « Pravind Jugnauth » 500 km no ho voasolo hatramin’ny faran’ny taona 2024 hoy izy.
