Niger : Mpikarakara fifidianana filoham-pirenena miisa fito no maty nipoaka tao anaty fiara nitondra azy ireo.
Niatrika fifidianana filoham-pirenena ny tao Niger, ny alahady teo. Fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa izay nifanandrinan’i Mohamed Bazoum sy Mahamane Ousmane.
Read More