Manandriana : Fahasalamana mitety vohitra
Hetsika efa fanao isan-taona ao Manandriana ny fahasalamana mitety vohitra. Misy noho izany ny didimpoitra faobe isaky ny asabotsy amin’ity
Read More
Hetsika efa fanao isan-taona ao Manandriana ny fahasalamana mitety vohitra. Misy noho izany ny didimpoitra faobe isaky ny asabotsy amin’ity
Read MorePaik’ady iray ho entina hanamaivanana ny viidn’entana eny an-tsena ny « Tsena Mora ». Ao anatin’izany ny « Vary Mora ». Androany no hanatanterahana
Read MoreHisy ny fandrodanana ireo trano ahiana hitera-doza ao amin’ny Koaminina Mandriana. Miantso ireo manana trano tsy misy mipetraka intsony sy
Read MoreNitranagana fianjerana trano tao Manandriana Avaradrano omaly. Tsy nisy ny aina nafoy fa ny fahapotehan’entana no nisy. « Ny vaovao mahafaly
Read MoreMiseho amin’ny endriny maro ny fanehoam-pirasainkinan’ireo ben’ny tanàna eto Avaradrano. Tonga nitsidika ny ben’ny tanànan’i Manandriana ireo ben’ny tanànan’Avardarano noho
Read MoreAo anatin’ny ady manoloana ny fiparitahan’ny valan’aretina covid-19 hatrany isika izao. Mitohy ny fanaovam-baksiny ao amin’ny kaominina Manandriana. « Hisy ny
Read MoreAo anatin’ny fotoanan’ny fandoavan-ketra tanteraka ny ao amin’ny kaominina Manandriana amin’izao. Nisy ny fitetezan-trano nataon’izy ireo mba ahafahana manao ny
Read MoreManana endrika miavaka ny biraon’ny kaominina Manandriana satria namboarina sy nohavaozina ka mahafinaritra ny maso. Tao amin’ny efitrano fanatanterahana ny
Read MoreManao ny ezaka mba hisian’ny fianakaviana miorina ara-panjakana sy ara-piarahamonina hatrany ny kaominina ao Manandriana Avardarano amin’ny fikarakarana fisoratam-panambadiana faobe
Read MoreKaominina iray voakasiky ny tetik’asa « Tambatra » ny kaominina Manandriana. Notontosaina tany an-toerana ny hetsika izay nahitana trano heva maro isan-karazany.
Read More