Fitsidihina Antanambao Manampotsy sy Marolambo
03 Desambra, 09h27. Nidina ifotony nijery ny zava-misy iainan’ny mpanjifan’ny JIRAMA tao Antanambao Manampotsy sy Marolambo ny Tale iraisam-paritran’ny JIRAMA
Read More
03 Desambra, 09h27. Nidina ifotony nijery ny zava-misy iainan’ny mpanjifan’ny JIRAMA tao Antanambao Manampotsy sy Marolambo ny Tale iraisam-paritran’ny JIRAMA
Read MoreNiteraka fianjerana andrinjiro maromaro ireny rotsak’orana nifanesy ireny tety Avardarano. Efa ela anefa vao misy ny fanamboarana izany, ka velon-taraina
Read MoreHisy ny fahatapahan’ny famokarana herinaratra ao anatin’ny tambajotra iraisan’Antananarivo ny faran’ny herinandro izao. Mandritra izany no hanamboarana ny fantsona lehibe
Read More14 Oktobra, 11h10. Araka ny tapaka nadritra ny filan-kevitry nyminisitra omaly dia nesorina tamin’ny toerany ny tale jeneralin’ny Jirama Vonjy
Read MoreMaro ireo tanana ao amin’ny tananan’Toamasina no niaina tao anatin’ny fahatapahan’ny herinaratra faobe hatramin’ny sabotsy 28 Aogositra 2021. Antony nahatonga
Read MoreHahazo sazy hentitra ireo mpangalatra lasantsy miisa 14. Manohy hatrny asa fanaraha-maso ny fahaverezan’ny lasantsy tsy voamarina ny Jirama, izany
Read More20 Aogositra, 08:15. Velon-taraian ireo mpanjifan’ny JIRAMA any Ambanja indrindra ireo mampiasa ny « compteur intelligent ». Nambaran’izy ireo fa midangana tsy
Read MoreNisesy ny fahatapahan’ny herinaratra tamin’ny tanàna manodidina an’Antananarivo ny faran’ny herinandro teo. Tsy nahazoana fampandrenesana sy fanazavana akory avy amin’ny
Read MoreOlona miisa 09 hatreto no voasambotra noho ny raharaha halatra solika sy sompatra natao tamin’ny foto-drafitr’asan’ny Jirama tao Mananara Avaratra
Read MoreNafindra ofisialy tamin’ny orinasa Jirama ny fitantanana tanteraka ny fitsinjarana ny herinaratra any Katsepy. Tonga nanatrika izany famindram-pahefana teo anivon’ny
Read More