Kaominina Antananarivo Renivohitra : Nasiam-panavaozana ny fifamoivoizana
Foana ny tobim-piantsonan’ny fiara fitateram-bahoaka eo Ambohijatovo. Mivadika ao ambadiky ny fivarotam-boky izany. Efa misy ihany koa ny lamina hanalalahana
Read More
Foana ny tobim-piantsonan’ny fiara fitateram-bahoaka eo Ambohijatovo. Mivadika ao ambadiky ny fivarotam-boky izany. Efa misy ihany koa ny lamina hanalalahana
Read More31 Martsa, 13h30. Efa niverina tamin’ny laoniny nanomboka omaly 30 martsa tamin’ny 12 ora atoandro ny fifamoivoizana ao amin’ny lalam-pirenena
Read MoreNidina ifotony nijery ny fahasimban’ny lalam-pirenena fahenina ny Ministeran’ny asa vaventy. Tena nampitaraina ny vahoaka tokoa ity lalana ity noho
Read MoreManodidina ny 121 izao ny lozam-pifamoivoizana naharatrana sy namoizana ain’olona niseho nanomboka ny volana desambra hatramin’ny Martsa. Ny 99 tamin’ireo no
Read More14 Martsa, 16h30. Raha ny voarakitra ao amin’ny didy hitsivolana na « Ordonnance » laharana faha 62.066 tamin’ny 27 septambra 1962 dia
Read MoreEfa nisokatra ho an’ireo fiara rehetra ny fivilianan-dalana, izay mirefy 10 km amin’ny lalam-pirenena fahafito. Eo amin’ny PK 732+200 anelanelan’Ihosy
Read More22 Febroary, 09h00. Miato avokoa ny fifamoivoizana an-tanety androany 22 sy rahampitso 23 febroary, amin’ireo faritra nahazo filazana loza miloko
Read More10 Fevrier, 09h00. Efa misokatra ny lalam-pirenena fahafito amin’izao fotoana izao. Efa eny an-dalana ho any Toliara ireo fiara vaventy
Read MoreMiverina amin’ny ampahany ny fifamoivoizana amin’ny lalam-pirenena faha-7. Tsiahivina fa vaky ny arabe mampitohy an’Ambalavao sy Ihosy eo amin’ny PK471+050
Read MoreToerana anisan’ireo be mpitsidika taorian’ny fahavitan’ny lalan’ny atody i Antanetibe Mahazaza. Mbola tsy notokanana kosa anefa izy fa efa azo
Read More