Mayotte : Miara miasa ny « pôle emploi » sy ny kaominin’i Mamoudzou
Nanao sonia fifanarahana fiaraha-miasa ny kaominin’i Mamoudzou sy ny Pôle emploi CCAS centre communal d’action sociale) ny herinandro lasa teo.
Read More
Nanao sonia fifanarahana fiaraha-miasa ny kaominin’i Mamoudzou sy ny Pôle emploi CCAS centre communal d’action sociale) ny herinandro lasa teo.
Read MoreNotanterahina tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa teo amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy sy ny Association Miotisoa. Mahakasika indrindra ny
Read MoreTamin’ny sabotsy lasa teo no nanatontosana tao anivon’ny kaominina Sabotsy Namehana ny fanaovan-tsonia, izay fiaraha-miasa eo amin’ny kaominina sy ireo
Read MoreNandritra ny dian’ny ben’ny tanàna any Lafrantsa amin’izao fotoana izao, dia nitsidika sy ny nitafa tamin’ireo avy ao amin’ny Association
Read MoreHavaozina isaky ny telo taona ny fiaraha-miasa amin’ny banque Mondiale ka vola mitentina 900 tapitrisa dolara no azon’ny Madagasikara amin’izany
Read MoreHikatroka seha-piaraha-miasa vaovao eo amin’ny tontolon’ny fanabeazana, ny filaminana, ny tanora ary ny fambolena i Seychelles rehefa nifampidinika tamina tompon’andraikitra
Read MoreDépêche 11 novembre, 14h, Hankalazaina amin’ity taona ity ny faha 50 taonan’ny fifandraisan’ny Chine sy i Madagasikara. Ho fanakalazana izany
Read MoreMitohy hatrany ny asa fampandrosoana ao amin’ny kaominina Anjeva. Tao anatin’ny famaranana ny fitsidihana nataon’ireo mpiara-miombonan’antoka Amitiés Madagascar Bretagne AMB tao amin’ny
Read MoreNandritra ny fananganan-tsaina omaly alatsinainy, tao amin’ny kaominina Ankadikely ilafy, no nanaovan’ny ben’ny tatitra, ary nandraisana toromarika ary fandaminana ao
Read MoreNifanesy tao anatin’ny herianandro izay ireo masoivoho avy amin’ny firenena maro no tonga manatitra ny taraatsy fanendrena azy ireo hiasa
Read More