Fiaraha-miasa amin’ny any ivelany : Isaky ny telo no fanavaozana ny fiaraha-miasa amin’ny Banque Mondiale
Havaozina isaky ny telo taona ny fiaraha-miasa amin’ny banque Mondiale ka vola mitentina 900 tapitrisa dolara no azon’ny Madagasikara amin’izany
Read More