Fampianarana ambony : Miato avokoa ny fampianarana any amin’ireo faritra tandindomin-doza
Mitsahatra avokoa ny asa sy ny fampianarana manerana ireo Oniversite sy ny « Instituts Supérieurs de Technologie » na ny IST manerana
Read More
Mitsahatra avokoa ny asa sy ny fampianarana manerana ireo Oniversite sy ny « Instituts Supérieurs de Technologie » na ny IST manerana
Read MoreFiofanana maro no hita ao amin’ny BTC Ambohimangakely toy ny fanaovana « soudure ». Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an’ireo izay
Read MoreMbola miato ny fampianarana ho an’ny Distrika maromaro eto Madagasikara noho ny mbola tsy mampilamina ny toetry ny andro. Tafiditra ao
Read MoreI Chaminah Loulla no profesora zandriny indrindra nahavita HDR na ny « Habilité à Diriger des Recherches » eto Madagasikara. 35 taona
Read More20 janoary, 09h00. Toerana manodidina ny 30 no voasokajy ao anatin’ny faritra mavo sy mena manerana ny nosy. Mbola hitohy
Read MoreMiara-miasa amin’ny mpitsabo ao amin’ny Distrikan’Antsohihy ny avy ao amin’ny Cisco Antsohihy. Entina any amin’ny toera-mpitsaboana avy hatrany ireo izay
Read MoreNoraisina teny Anosy ireo vokatra mikasika ny fifaninanana REL na ny « Ressources éducatives libres ». Miisa 220 avy amin’ny faritra 14
Read MoreNy faharatsin’ny fotodrafitr’asa sy tsy fahampian’ny fitoavana no matetika olana mitranga raha ny eo amin’ny lafiny fampianarana any amin’ny faritra
Read MoreNidina an-dalambe nanatanteraka fitokonana indray ireo mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo Ankatso ny talata lasa teo. Mitaky ny hiverenan’ny fampiarana ireo
Read MoreNidina an-dalambe nanatantraka fitokonana ireo mpianatra avy ao amin’ny ENS Ampefiloha, nilanja sorabaventy mirakitra ny fitakiana izay fototry ny fitokonana.
Read More