Espagne : Vehivavy iray naka endrika mpitsabo ary naka an-keriny zazamena vava
vehivavy iray 24 taona no naka endrika mpitsabo ary naka an-kerina zazamena vava tao amin’ny hopitaly iray tao Basurto, Bilao.
Read More
vehivavy iray 24 taona no naka endrika mpitsabo ary naka an-kerina zazamena vava tao amin’ny hopitaly iray tao Basurto, Bilao.
Read MoreHiram-pirenena sady hiram-panjakan’i Espagne ny « Marcha Real ». Anisan’ireo hira faneva ofisialy tranainy indrindra eran-tany mbola ampiasaina miaraka amin’ny an’i Japon
Read MoreSakafo nentin-drazana mampiavaka an’i Espagne ny paella. Karazana vary boribory antsoina hoe « arroz bomba » no akora fototra ampiasiana amin’izany. Ny
Read MoreTeraka ny 23 septambra 1943 tao Madrid i Julio José Iglesias de la Cueva antsoina hoe Julio Iglesias. Mpihira avy
Read MoreNy « canicule » na onjan’afanana dia trangan-javatra eo amin’ny toetr’andro izay ahitana fiakarana tsy araka ny tokony ho izy ny hafanana
Read MoreManondro karazan-tsatroka avy ao Mexique ny teny hoe « sombrero ». Karazan-tsatroka avoavo loha ary misy sisiny bebe velarana. Teny hilazana ny
Read MoreAnisan’ireo lehiben’ny « mafia » mahery vaika tao Sicile i Gioacchino Gammino, mpikambana ao amin’ny vondrona mampihorohoro « Cosa ». Roapolo taona no nikarohana
Read MoreHita ny herinandro lasa teo tao an-tranony tao Madrid ny fatin’i Julien Charlon, teratany frantsay 47 taona sy ny zanany
Read MoreAnisan’ireo mpilalao baolina kitra tena andrarezina i Gerard Piqué. Teraka ny 2 febroary 1987 tao Barcelone ny tenany. Mpandraharaha ihany
Read MoreNajanon’ny klioba FC Barcelone ny mpanazatra Ronald Koeman ny alakamisy teo rehefa resy indroa tamin’ny Liga. Nanomboka ny 19 aogositra
Read More