SocialTatitra

Espagne : Inona no atao hoe « canicule » ?

Ny « canicule » na onjan’afanana dia trangan-javatra eo amin’ny toetr’andro izay ahitana fiakarana tsy araka ny tokony ho izy ny hafanana na andro na alina, mandritra ny andro na herinandro maromaro amina faritra midadasika.

Mitranga miaraka amin’ny fiakaran’ny hafanan’ny rivotra na rivotra tena mafana izy io matetika izay mitarika fihenan’ny elanelan’ny mari-pana (amplitude thermique) eo anelanelan’ny andro sy ny alina. Lasa miangona vetivety noho ny fialàny amin’ny alalan’ny fitarafana (convection ou rayonnement) ny hafanana.

Atao hoe « canicule » kosa sy toetr’adro mafa iray rehefa mira na mihoatra ny faharetana sy ny fahamafisana araka ny tokony ho izy ny hafanana.

Laisser un commentaire