Belgique : Tovolahy 16 taona nodarohana tovovavy telo tao amin’ny toeram-pandihizana iray tao Liège
Nandainga tamin’ny reniny i Lucas, 16 taona fa hatory tany amin’ny namany. Ny tena marina nefa dia nivoaka tany amin’ny
Read More
Nandainga tamin’ny reniny i Lucas, 16 taona fa hatory tany amin’ny namany. Ny tena marina nefa dia nivoaka tany amin’ny
Read MoreAnkalazaina isaky ny 7 septambra ny « journée mondiale du fair-play ».Nihaona voalohany ireo ao amin’ny « Comité International du fair-play » ny 7
Read MoreManesisesy ny fandresena i Ott Tänak (Hyundai). Nahazo ny fandresena fahatelony tamin’ny Rallye d’Ypres izy ny alahady teo rehefa avy
Read MoreTaorian’ilay tovovavy 19 taona monja belgo-britannique, Zara Rutherford nitety izao tontolo izao irery tamin’ny famoriana fiaramanidina dia mikasa ny handresy
Read MoreNanambara ny fitsarana ambony tompon’andraikitry ny raharaha fa hikatra fitsarana ny 10 oktobra 2022 ny fitsarana ny raharaha fanafihan’ny djihadiste
Read MoreMalaza ao Belgique mihitsy i Gwenny Blanckaert sy Marino Vaneeno, 32 sy 39 taona. Manan-janaka 11 izy mivady ary nisafidy
Read MoreHafahafa toy ny vazaha misalaka ny faran’ny herinandro teo tao Spa-Francorchamps, dingana faha-12 amin’ny fiadiana ho tompon-daka eran-tany amin’ny Formule
Read MoreRehefa nanao fanadihadiana ny World Weather Attribution (WWA) izay mampivondrona ireo manam-pahaizana avy amin’ny toeram-pikarohana samihafa maneran-tany dia namaritra fa
Read More0, 2 % tamin’ireo vita vakisny tany Belgique no voan’ny COVID-19 hatramin’izay nisian’ny fanaovam-baksiny raha ny tatitra nomen’ny Institut ny
Read MoreNilaza ny mpamonjy voina any amin’ny faritra Hesbaye-Meuse-Condroz omaly alina teo fa olona iray no latsaka tao amin’ny renirano Ourthe.
Read More