Ankadikely Ilafy : Mitohy hatrany ny Tsena Mora
Nisitraka ny tsena mora indray ny Fokontany Antanandrano sy ny manodidina tao amin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy omaly. Nizotra tao anaty
Read More
Nisitraka ny tsena mora indray ny Fokontany Antanandrano sy ny manodidina tao amin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy omaly. Nizotra tao anaty
Read MoreMbola mitohy foana ny lalao « Tournoi 26 Jona » amin’izao ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Miisa 16 ireo handray anjara amin’ny
Read MoreNanendry olona iray ho mpisolo toerana vonjimaika ny Lefitra voalohanyny Kaominina Ankadikely Ilafy. I Rasoavololonjanahary Lalaina Patricia no voatendrin’ny ben’ny
Read MoreMisokatra amin’ny fomba ofisialy androany ny CSB II CARMMA Antsampandrano Ankadikely Ilafy. Afaka manao fizahana sy mandray marary avy hatrany izy
Read MoreHotontosaina ny 11 hatramin’ny 13 may izao ny didimpoitra faobe ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Hanomboka amin’ny 3 ora tolakandro
Read MoreBetsaka ny fitarainana tato ho ato mikasika ny kodiaran-droa very. Nanao ny asany ny Polisy any an-toerana ary tratra ireo
Read MoreNisy ny fandraisana ara-teknika ny birao vaovao an’ny Polisim-pirenena, eny Andranovelona, kaominina Ankadikely Ilafy, omaly. Nandray ny asany avy hatrany
Read MoreMitohy ny asa fanarenana ny lalana eto Antanetibe Ankadikely Ilafy amin’izao fotoana izao. Nisy ny fahasimbana tamin’ny lalana ary niroso
Read MoreNisitraka ny tsena mora indray ny Fokontany Manazary sy ny manodidina. Notontosaina ny Talata 05 aprily 2022 lasa teo izany.
Read MoreNosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 2 aprily lasa teo ny « Tournoi 26 Jona 2022 ». Ny taranja baolina kitra no andraisan’ireo
Read More