Ambohimangakely: Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny Ambohitrombiavana
Fiara iray indray no nivadika teny amin’ny faritry ny fiolanana jovena double, eny Ambohitrombihavana, kaominina Ambohimangakely, ny alatsinainy maraina teo.
Read More
Fiara iray indray no nivadika teny amin’ny faritry ny fiolanana jovena double, eny Ambohitrombihavana, kaominina Ambohimangakely, ny alatsinainy maraina teo.
Read MoreHanomboka amin’ny zoma 01 desambra izao ny fampianarana ao amin’ny BTC Ambohimangakely. mbola mitohy ny fandraisana anarana ho an’ireo izay
Read MoreHisy ny varavarana misokatra, mahakasika ny zo fananan-tany, ao amin’ny biraon’ny kaominina Ambohimangakely, rahampitso alakamisy sy zoma 01 desambra izao.
Read MoreNitrangana asan-jiolahy indray teny Ambodivoara, fokontany Andranovao, kaominina Ambohimangakely, ny alin’ny alatsinainy, hifoha talata teo. Tsenam-barotra iray no lasibatra nandritra
Read MoreNotontosaina tamin’ny talata teo, tao amin’ny biraon’ny kaominina Ambohimangakely, ny fanolorana fanampiana ireo tantsaha ao an-toerana. Tamin’izany, nisy ny fizarana
Read MoreNisy ny fanolorana foto-drafitr’asa, manaraka ny haitao ara-kajy mirindra, tao amin’ny fokontany Betsizaraina, kaominina Ambohimangakely, ny herinandro lasa teo. Tonga
Read MoreHisokatra manomboka ny 01 desambra izao ny Club BTC, ao Ambohimangakely. maro ireo hetsika sy fiofanana afaka sitrahan’ireo mpikambana ao
Read MoreNisehoana lozam-pifamoivoizana teo amin’ny rond point, mivoaka eo Amoronakona, kaominina Ambohimangakely, ny marain’ny alarobia teo. Camion lehibe iray no nivadika
Read MoreNotanterahina tamin’ny herinandro teo ny hetsika fitondrana ireo mpianatra tsara naoty nandritra ny taom-pianarana, 2022-2023, tao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ny
Read MoreLehilahy iray hikoizana amin’ny halatra jiro sy kojakoja amin’ny fiara no tratran’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’Ambohimangakely, omaly. Efa maro
Read More