Ambohimangakely : Jiolahy miisa telo lavon’ny balan’ny zandary
Nisehoana fifandonana mahery vaika teo amin’ny jiolahy sy ny zandary, ny alin’ny alatsinainy, hifoha talata tao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Jiolahy
Read More
Nisehoana fifandonana mahery vaika teo amin’ny jiolahy sy ny zandary, ny alin’ny alatsinainy, hifoha talata tao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Jiolahy
Read MoreMitohy hatrany ny asa fametahana ireo jiro cobra, manazava ny lalana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ny faran’ny herinandro iny, teny
Read MoreSaron’ny zandary avy ao amin’ny biragdin’Ambohimangakely, ny faran’ny herinandro teo ireo jiolahy, hikoizana amin’ny vaky trano, tao Ambohidehilahy,kaominina Ambohimangakely ihany.
Read MoreRongony naniry teo an-tokotany, roa fototra, no hitan’ny zandary mpanao fisafoana tao amin’ny fokontany Ikianja, kaominina Ambohimangakely. Nampiharana ny lalàna
Read MoreTonga nanalotra fampitaovana ho an’ny kaominina Ambohimangakely ihany koa ny avy amin’ny ivon-toerana nasionaly momba ny fitsinjram-pahefana sy ny fampandrosoana
Read MoreTonga namaly ny fitairainan’ireo mponina, ao amin’ny fokontany Soamanandrariny, ireo tomponandraikitra avy amin’ny kaominina Ambohimangakely, ny faran’ny herinandro teo. Nametrahana
Read MoreTonga teny amin’ireo mponina eny ifotony ny tomponandraikitra avy amin’ny kaominina Ambohimangakely, ny alarobia teo. Nandritra izany no nijerena ireo
Read MoreMisy ny fanamboarana sy fanatsarana ny tetezana ao ami’ny lalana mampitohy ny fokontany Betsizaraina sy Kianja avaratra, amin’izao fotoana. Voatr’izany
Read MoreDahalo mpangalatr’omby nitsoaka, avy any amin’ny kaominina Ambohimandry, distrika Arivonimamo, no tratra rehefa nisy ny fiaraha-miasa teo amin’ny zandarimaria, ny
Read MoreEfa ela no naneho fitarainana mahakasika ny mahazava-doza ny vokatra aterak’ity lalana eo Ambohitrombihavana ity ny mponina ao an-toerana. Ahiana
Read More