Ambohimanambola : Tsy olana ho an’ny kaominina ny fifehezana ny fako
Manomboka hita ny vokatra amin’ny fampiharana ny fifehezana sy fitantanana ny fako, amin’ny alalan’ny servisy Raoka fako, ao amin’ny
Read More
Manomboka hita ny vokatra amin’ny fampiharana ny fifehezana sy fitantanana ny fako, amin’ny alalan’ny servisy Raoka fako, ao amin’ny
Read MoreNanome fampiofanana ireo ekipa vaovao ao anatin’ny servisy Raoka fako, ny avy ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, ny fiandohan’ny herinandro teo.
Read MoreNisy ny fanatsarana ireo boky fandraiketana ny sora-piankohonana ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Natao izany mba ho fanafainganana ny asa eo
Read MoreManodididna ny 15 km miala ny renivohitra no misy an’Ambohibato. Maro ny toerana kely manan-tantara eny an-toerana. Fokontany iray mandrafitra
Read MoreAndro maromaro no tsy nandeha ny rano teny amin’ny fokontany maro, tao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Niteraka fimenomenomana teo amin’ireo mponina
Read MoreNotanterahan’ny kaominina Ambohimanambola, mialohan’ny nifaran’ny taona 2023 teo ny fampisitrahana rano fisotro madio ho an’ny mponina ao amin’ny vohitra Mahatsara,
Read MoreEfa misy ny fitaovam-pitaterana vaovao miasa mampitohy ireo fokontany ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, amin’izao fotoana. Nisokatra nanomboka omaly, ny fitaovam-pitaterana,
Read MoreNanomboka ny 21 desambra teo no nanala ireo fako eny amin’ireo toerana tsy ara-dalàna, ao amin’ny fokontany Ampahimpanga, kaominina Ambohimanambola,
Read MoreNotanterahana tamin’ny herinandro lasa teo ny fifidianana ireo komity hitantana sy hitarika ny foto-drafitr’asa fitsinjarana fako ao amin’ny vohitra Talakimaso;
Read MoreAnisan’ny manamarika ny fetin’ny faran’ny taona sy ny noely ny fanomezana, indrindra fa ny fanohanana ireo olona marefo eny anivon’ny
Read More