Alasora : Manentana ny hanefana ny hetra trano 2020 ny kaominina
Hisy ny fizarana ny taratasin’ketran-trano tamin’ny taona 2020 ao amin’ny kaominina Alasora. Ny avy ao amin’ny « Quartier mobile » no hanatanteraka
Read More
Hisy ny fizarana ny taratasin’ketran-trano tamin’ny taona 2020 ao amin’ny kaominina Alasora. Ny avy ao amin’ny « Quartier mobile » no hanatanteraka
Read MoreEfa mihasimba sy ela tsy nasiam-panamboarana loatra ny EPP Miadana Alasora. Nanapa-kevitra ny hanavao azy sy handoko ary hanome endrika
Read MoreHisy ny varavarana misokatra ho an’ny olona manana olana amin’ny fananan-tany ao amin’ny sampandraharaha misahana izany eny Alasora. Ny zoma
Read MoreMiisa 1052 ireo zokiolona sy beantitra nisitraka ny solombodiakoho avy amin’ny kaominina Alasora. Vary 5 kg isan’olona no nomena azy
Read MoreHo tapaka ny lalam-pirenena 58B, Ankadindratombo sy Ambohimanambola, ny 25 jona tontolo andro. Ny lalana manamorona ny ranon’Ikopa mankany Ankadindratombo sy ny
Read MoreMizotra soa aman-tsara ny asa fanamboarana ny EPP Miadana ao amin’ny kaominina Alasora. Isan’ny vina napetraky ny kaominina entina hanatsarana
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny didimpoitra faobe, izay notanterahina nandritra ny hateloana, tao amin’ny kaominina Alasora. Sady volana natokana ho an’ny
Read MoreHotontosaina amin’ny alahady ny lalao manasa-dalana ho amin’ny fiadiana ny amboaran’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Alasora. Sady hisy sokajy
Read MoreFotoana iray hanehoana ny firaisan-kina sy ny fifankatiavana ny andro fankalazana ny fetim-pirenena. Tsy hangina akory ny ao Alasora mandritra
Read MoreMikarakara didimpoitra faobe ny kaominina Alasora ho fanamaivanana ny fahasahiranan’ny ray aman-dreny. Manomboka ny 14 jona hatramin’ny 16 jona no
Read More