Ankadifotsy: Parking nirodana, olona enina mianaka no indray namoy ny ainy
Toerana iray fitobian’ny fiara no nirodana tao Ankadifotsy Ambodivona tamin’ny roa maraina teo. Nirodana taty amin’ny tranon’olona avokoa ny fiara
Read More
Toerana iray fitobian’ny fiara no nirodana tao Ankadifotsy Ambodivona tamin’ny roa maraina teo. Nirodana taty amin’ny tranon’olona avokoa ny fiara
Read MoreMbola miato ny fampianarana ho an’ny Distrika maromaro eto Madagasikara noho ny mbola tsy mampilamina ny toetry ny andro. Tafiditra ao
Read MoreEfa misokatra vonjimaika ny lalana mampitohy an’Ambohitrarahaba mihazo an’Androhibe. Marihina fa tapaka nandritra ny telo andro ity lalana ity. « Miezaka
Read MoreFeno roa taona katrotra androany 21 janoary 2022 ny nandraisan’ny ben’ny tanànan’Alasora, Randriantsoa Jimmy, ny fahefana hiadidy ny tanàna. Manantena
Read MoreNy 10 Janoary lasa teo no tonga teto Madagasikara ilay olo-malaza sy mpandray anjara amin’ny « télé-réalité », Dylan Thiry avy any
Read MoreI Chaminah Loulla no profesora zandriny indrindra nahavita HDR na ny « Habilité à Diriger des Recherches » eto Madagasikara. 35 taona
Read MoreIsan’ny olana lehibe eto Madagasikara ny tsy fahampian’ny asa. Mitaraina ireo kanefa azo atao tsara ny mamorona asa ho an’ny
Read MoreTaorian’ny lisea moderina Ankadikely Ilafy, nahazo solosaina ihany koa ny lisea Ambohimanambola. Solosaina miisa 10 no azon’izy ireo avy amin’ny
Read MoreNiteraka fahavoazana tao amin’ny kaominina Alasora ny fandalovan’ny andro ratsy. Betsaka ireo tra-boina tany na-toerana. “Trano iray izao no nirodana
Read MoreMiezaka mampiroborobo ny tanora amin’ny alalan’ny fanatanjahan-tena ny kaominina tsirairay eto Avaradrano. Hotontosaina ny 22 janoary ho avy izao ny
Read More